plt_tn/mat/25/28.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ilay fanoharana momba ireo mpanompo sy ireo talenta i Jesosy.

alaivo any aminy ny talenta

Miresaka amin'ireo mpanompo hafa ilay tompo.

talenta

Ny "talenta" iray dia mitentina karama roapolo taona. Aza mandika izany araka ny vola amin'izao fotoana izao. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:14.

izay manana

Midika izany fa ilay olona izay manana zavatra dia mampiasa izany am-pahendrena. DH: "izay mampiasa tsara izay hananany"

homena be kokoa

Azo atao hoe DH: "Andriamanitra hanome azy bebe kokoa" na "hanome azy bebe kokoa Aho"

Fa ho an'ireo izay tsy manana na inona na inona kosa

Midika izany fa ilay olona dia tena manana zavatra saingy tsy mampiasa izany am-pahendrena. DH: "izay rehetra tsy mapiasa tsara izay hananany"

ho esorina aminy

Azo atao hoe "Andriamanitra hanaisotra aminy" na "ho esoriko aminy"

any ivelany ny mpanompo tsy mendrika, any no misy ny fitomaniana sy ny fikitroha- nify

"any ivelany ao amin'ny maizina izay misy fitomaniana sy fikitroha-nify"