plt_tn/mat/25/28.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ilay fanoharana momba ireo mpanompo sy ireo talenta i Jesosy.
# alaivo any aminy ny talenta
Miresaka amin'ireo mpanompo hafa ilay tompo.
# talenta
Ny "talenta" iray dia mitentina karama roapolo taona. Aza mandika izany araka ny vola amin'izao fotoana izao. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:14.
# izay manana
Midika izany fa ilay olona izay manana zavatra dia mampiasa izany am-pahendrena. DH: "izay mampiasa tsara izay hananany"
# homena be kokoa
Azo atao hoe DH: "Andriamanitra hanome azy bebe kokoa" na "hanome azy bebe kokoa Aho"
# Fa ho an'ireo izay tsy manana na inona na inona kosa
Midika izany fa ilay olona dia tena manana zavatra saingy tsy mampiasa izany am-pahendrena. DH: "izay rehetra tsy mapiasa tsara izay hananany"
# ho esorina aminy
Azo atao hoe "Andriamanitra hanaisotra aminy" na "ho esoriko aminy"
# any ivelany ny mpanompo tsy mendrika, any no misy ny fitomaniana sy ny fikitroha- nify
"any ivelany ao amin'ny maizina izay misy fitomaniana sy fikitroha-nify"