plt_tn/mat/25/26.md

20 lines
759 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza ilay fanoharana momba ireo mpanompo sy ireo talenta i Jesosy.
# Ianao ry mpanompo ratsy sady malaina
"Mpanompo ratsy fanahy sady tsy te hiasa ianao"
# izaho dia mijinja eny amin'izay tsy namafazako sy manangom-bokatra eny amin'izay tsy namboleko
Mitovy hevitra ihany ireo teny anakiroa ireo. Maneho mpamboly iray izay manangona vokatra izay tsy azy io. Nampiasa io sarin-teny io ilay mpanompo mba hiampangana ilay tompo ho mpandraharaha mafy fo. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 25:24.
# nandray ny ahy
Azo atao mazava tsara ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "handray ny volako"
# tombony
Vola omen'ny tompon'andraikitra ao amin'ny banky nohon'ny fampiasany vetivety ny volan'ilay tompo.