plt_tn/mat/25/26.md

759 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza ilay fanoharana momba ireo mpanompo sy ireo talenta i Jesosy.

Ianao ry mpanompo ratsy sady malaina

"Mpanompo ratsy fanahy sady tsy te hiasa ianao"

izaho dia mijinja eny amin'izay tsy namafazako sy manangom-bokatra eny amin'izay tsy namboleko

Mitovy hevitra ihany ireo teny anakiroa ireo. Maneho mpamboly iray izay manangona vokatra izay tsy azy io. Nampiasa io sarin-teny io ilay mpanompo mba hiampangana ilay tompo ho mpandraharaha mafy fo. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 25:24.

nandray ny ahy

Azo atao mazava tsara ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "handray ny volako"

tombony

Vola omen'ny tompon'andraikitra ao amin'ny banky nohon'ny fampiasany vetivety ny volan'ilay tompo.