plt_tn/mat/25/24.md

12 lines
527 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza ilay fanoharana momba ireo mpanompo sy ireo talenta i Jesosy.
# Mijinja eny amin'izay tsy namafazanao ianao, no sady manangom-bokatra eny amin'izay tsy namboleanao
Mitovy hevitra ihany ireo teny anakiroa ireo. Maneho mpamboly iray izay manangona vokatra izay tsy azy io. Mampiasa io sarin-teny io ilay mpanompo mba hiampangana ilay tompo ho mpandraharaha mafy fo.
# namafazanao
Tamin'izany andro izany ny olona dia nanipy voa manodidina fa tsy mamboly voly ato milahatra.