plt_tn/mat/25/24.md

527 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza ilay fanoharana momba ireo mpanompo sy ireo talenta i Jesosy.

Mijinja eny amin'izay tsy namafazanao ianao, no sady manangom-bokatra eny amin'izay tsy namboleanao

Mitovy hevitra ihany ireo teny anakiroa ireo. Maneho mpamboly iray izay manangona vokatra izay tsy azy io. Mampiasa io sarin-teny io ilay mpanompo mba hiampangana ilay tompo ho mpandraharaha mafy fo.

namafazanao

Tamin'izany andro izany ny olona dia nanipy voa manodidina fa tsy mamboly voly ato milahatra.