# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza ilay fanoharana momba ireo mpanompo sy ireo talenta i Jesosy. # Mijinja eny amin'izay tsy namafazanao ianao, no sady manangom-bokatra eny amin'izay tsy namboleanao Mitovy hevitra ihany ireo teny anakiroa ireo. Maneho mpamboly iray izay manangona vokatra izay tsy azy io. Mampiasa io sarin-teny io ilay mpanompo mba hiampangana ilay tompo ho mpandraharaha mafy fo. # namafazanao Tamin'izany andro izany ny olona dia nanipy voa manodidina fa tsy mamboly voly ato milahatra.