plt_tn/mat/25/14.md

838 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Milaza fanoharana momba ny mpanompo mahatoky sy tsy mahatoky i Jesosy mba hampisehoana fa tokony hijanona ho mahatoky ireo mpianany manditra ny fotoana tsy maha-eo Azy ary ho vonona amin'ny fiverenany.

izany dia tahaka

"ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka"

izay handeha

"vonona ny handeha" na "handeha tsy ho ela"

nampitantana azy ireo ny hareny

"nampiandraikitra ny fananany tamin'izy ireo"

ny hareny

"ny fananany"

talenta dimy

Ny "talenta" iray dia mitentina karama roapolo taona. Aza mandika izany araka ny vola amin'izao fotoana izao. DH: ''volamena dimy kitapo"

araka izay fahaizany avy

Azo atao voafaritra kokoa hoe DH: "araka ny fahaizan'ny mpanompo tsirairay mitantana fananana"

nahazo talenta dimy hafa

"ary tamin'ny fihariany, dia nahazo talenta dimy hafa koa izy"