# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Milaza fanoharana momba ny mpanompo mahatoky sy tsy mahatoky i Jesosy mba hampisehoana fa tokony hijanona ho mahatoky ireo mpianany manditra ny fotoana tsy maha-eo Azy ary ho vonona amin'ny fiverenany. # izany dia tahaka "ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka" # izay handeha "vonona ny handeha" na "handeha tsy ho ela" # nampitantana azy ireo ny hareny "nampiandraikitra ny fananany tamin'izy ireo" # ny hareny "ny fananany" # talenta dimy Ny "talenta" iray dia mitentina karama roapolo taona. Aza mandika izany araka ny vola amin'izao fotoana izao. DH: ''volamena dimy kitapo" # araka izay fahaizany avy Azo atao voafaritra kokoa hoe DH: "araka ny fahaizan'ny mpanompo tsirairay mitantana fananana" # nahazo talenta dimy hafa "ary tamin'ny fihariany, dia nahazo talenta dimy hafa koa izy"