plt_tn/mat/25/14.md

32 lines
838 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Milaza fanoharana momba ny mpanompo mahatoky sy tsy mahatoky i Jesosy mba hampisehoana fa tokony hijanona ho mahatoky ireo mpianany manditra ny fotoana tsy maha-eo Azy ary ho vonona amin'ny fiverenany.
# izany dia tahaka
"ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka"
# izay handeha
"vonona ny handeha" na "handeha tsy ho ela"
# nampitantana azy ireo ny hareny
"nampiandraikitra ny fananany tamin'izy ireo"
# ny hareny
"ny fananany"
# talenta dimy
Ny "talenta" iray dia mitentina karama roapolo taona. Aza mandika izany araka ny vola amin'izao fotoana izao. DH: ''volamena dimy kitapo"
# araka izay fahaizany avy
Azo atao voafaritra kokoa hoe DH: "araka ny fahaizan'ny mpanompo tsirairay mitantana fananana"
# nahazo talenta dimy hafa
"ary tamin'ny fihariany, dia nahazo talenta dimy hafa koa izy"