plt_tn/mat/25/10.md

850 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ny fanoharana momba ireo virijiny folo i Jesosy.

nandeha

"nandeha ireo virijiny dimy adala"

nividy

Azo atao mazava koka ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "mba hividy solika"

izay efa vonona

Ireo no virijiny nanana solika fitaiza.

nihidy ny vavahady

Azo atao hoe DH: "nakaton'ireo mpanompo ny varavarana"

vahao izahay

Azo atao hoe DH: "sokafy ny varavarana mba hahafahanay miditra ao anatiny"

Lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

tsy mahafantatra anareo aho

"tsy fantatro hoe iza ianareo." Io no fiafaran'ilay fanoharana.

tsy fantatrareo ny andro na ny ora

Eto ny "andro" sy "ora" dia ilazana ny fotoana marina. Azo adika hoe DH: "tsy fantatrareo ny fotona marina hiverenan'ny Zanak'Olona"