# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny fanoharana momba ireo virijiny folo i Jesosy. # nandeha "nandeha ireo virijiny dimy adala" # nividy Azo atao mazava koka ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "mba hividy solika" # izay efa vonona Ireo no virijiny nanana solika fitaiza. # nihidy ny vavahady Azo atao hoe DH: "nakaton'ireo mpanompo ny varavarana" # vahao izahay Azo atao hoe DH: "sokafy ny varavarana mba hahafahanay miditra ao anatiny" # Lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # tsy mahafantatra anareo aho "tsy fantatro hoe iza ianareo." Io no fiafaran'ilay fanoharana. # tsy fantatrareo ny andro na ny ora Eto ny "andro" sy "ora" dia ilazana ny fotoana marina. Azo adika hoe DH: "tsy fantatrareo ny fotona marina hiverenan'ny Zanak'Olona"