plt_tn/mat/25/10.md

36 lines
850 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ny fanoharana momba ireo virijiny folo i Jesosy.
# nandeha
"nandeha ireo virijiny dimy adala"
# nividy
Azo atao mazava koka ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "mba hividy solika"
# izay efa vonona
Ireo no virijiny nanana solika fitaiza.
# nihidy ny vavahady
Azo atao hoe DH: "nakaton'ireo mpanompo ny varavarana"
# vahao izahay
Azo atao hoe DH: "sokafy ny varavarana mba hahafahanay miditra ao anatiny"
# Lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# tsy mahafantatra anareo aho
"tsy fantatro hoe iza ianareo." Io no fiafaran'ilay fanoharana.
# tsy fantatrareo ny andro na ny ora
Eto ny "andro" sy "ora" dia ilazana ny fotoana marina. Azo adika hoe DH: "tsy fantatrareo ny fotona marina hiverenan'ny Zanak'Olona"