plt_tn/mat/25/07.md

16 lines
408 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
# nikarakara ny jirony
"nanamboatra ny jiron'izy ireo mba hirehitra mazava tsara"
# Hoy ireo adala tamin'ireo hendry hoe
Ireo mpamaritra anarana ireo dia azo adika ho mpamari-toetra. DH: "Ireo virijiny adala niteny tamin'ireo virijiny hendry hoe"
# efa ho faty ny jironay
Fomba fiteny io. DH: "efa ho faty ny afo amin'ny jironay"