plt_tn/mat/25/07.md

408 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana i Jesosy.

nikarakara ny jirony

"nanamboatra ny jiron'izy ireo mba hirehitra mazava tsara"

Hoy ireo adala tamin'ireo hendry hoe

Ireo mpamaritra anarana ireo dia azo adika ho mpamari-toetra. DH: "Ireo virijiny adala niteny tamin'ireo virijiny hendry hoe"

efa ho faty ny jironay

Fomba fiteny io. DH: "efa ho faty ny afo amin'ny jironay"