# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana i Jesosy. # nikarakara ny jirony "nanamboatra ny jiron'izy ireo mba hirehitra mazava tsara" # Hoy ireo adala tamin'ireo hendry hoe Ireo mpamaritra anarana ireo dia azo adika ho mpamari-toetra. DH: "Ireo virijiny adala niteny tamin'ireo virijiny hendry hoe" # efa ho faty ny jironay Fomba fiteny io. DH: "efa ho faty ny afo amin'ny jironay"