plt_tn/mat/25/05.md

346 B

Ary

Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka milaza fizaran-tantara vaovao.

Ary raha tara ny mpampakatra

Azo atao hoe DH: "raha ela-fiavy ireo mpampakatra"

rendremana izy rehetra

"rendremana avokoa ireo virijiny folo"

nisy niantso mafy hoe

"nisy nihiaka hoe"