plt_tn/mat/25/05.md

16 lines
346 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Ary
Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka milaza fizaran-tantara vaovao.
# Ary raha tara ny mpampakatra
Azo atao hoe DH: "raha ela-fiavy ireo mpampakatra"
# rendremana izy rehetra
"rendremana avokoa ireo virijiny folo"
# nisy niantso mafy hoe
"nisy nihiaka hoe"