# Ary Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka milaza fizaran-tantara vaovao. # Ary raha tara ny mpampakatra Azo atao hoe DH: "raha ela-fiavy ireo mpampakatra" # rendremana izy rehetra "rendremana avokoa ireo virijiny folo" # nisy niantso mafy hoe "nisy nihiaka hoe"