plt_tn/mat/24/43.md

557 B

raha fantatrin'ny tompon-trano ... tranony ho vaky

Mampiasa fanoharana momba ny tompon-trano sy mpanompo i Jesosy mba hampisehoana fa tokony ho vonona amin'ny fiverenany ireo mpianany.

ny mpangalatra

Milaza i Jesosy fa ho avy amin'ny fotoana tsy ampoizin'ny olona Izy, fa tsy hoe ho avy hangalatra akory.

ho niambina izy

"ho niambina ny tranony izy"

ary tsy namela ny tranony ho vaky

Azo adika hoe DH: "tsy ho namela an'iza na iza hiditra tao an-tranony mba hangalatra zavatra izy"

ny Zanak'Olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.