# raha fantatrin'ny tompon-trano ... tranony ho vaky Mampiasa fanoharana momba ny tompon-trano sy mpanompo i Jesosy mba hampisehoana fa tokony ho vonona amin'ny fiverenany ireo mpianany. # ny mpangalatra Milaza i Jesosy fa ho avy amin'ny fotoana tsy ampoizin'ny olona Izy, fa tsy hoe ho avy hangalatra akory. # ho niambina izy "ho niambina ny tranony izy" # ary tsy namela ny tranony ho vaky Azo adika hoe DH: "tsy ho namela an'iza na iza hiditra tao an-tranony mba hangalatra zavatra izy" # ny Zanak'Olona Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.