plt_tn/mat/24/43.md

20 lines
557 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# raha fantatrin'ny tompon-trano ... tranony ho vaky
Mampiasa fanoharana momba ny tompon-trano sy mpanompo i Jesosy mba hampisehoana fa tokony ho vonona amin'ny fiverenany ireo mpianany.
# ny mpangalatra
Milaza i Jesosy fa ho avy amin'ny fotoana tsy ampoizin'ny olona Izy, fa tsy hoe ho avy hangalatra akory.
# ho niambina izy
"ho niambina ny tranony izy"
# ary tsy namela ny tranony ho vaky
Azo adika hoe DH: "tsy ho namela an'iza na iza hiditra tao an-tranony mba hangalatra zavatra izy"
# ny Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.