plt_tn/mat/24/37.md

579 B

Toy ny tamin'ny andron'i Noa, dia tahaka izany ihany koa ny fihavian'ny Zanak'Olona

"Amin'ny fotoana hahatongavan'ny Zanak'Olona, dia ho toy ny tamin'ny andron'i Noa izany."

Zanak'Olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

sambo fiara, ary tsy nahafantatra na inona na inona izy ireo

Azo atao fehezanteny misaraka io. DH: "sambo fiara. Ary tsy tonga saina ireo olona fa nisy zavatra nitranga"

azy rehetra- dia tahak'izany ny fihavian'ny Zanak'Olona

Azo atao fehezanteny misaraka io. DH: "azy rehetra. Dia ho toy izany ihany koa rehefa miverina ny Zanak'Olona"