# Toy ny tamin'ny andron'i Noa, dia tahaka izany ihany koa ny fihavian'ny Zanak'Olona "Amin'ny fotoana hahatongavan'ny Zanak'Olona, dia ho toy ny tamin'ny andron'i Noa izany." # Zanak'Olona Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. # sambo fiara, ary tsy nahafantatra na inona na inona izy ireo Azo atao fehezanteny misaraka io. DH: "sambo fiara. Ary tsy tonga saina ireo olona fa nisy zavatra nitranga" # azy rehetra- dia tahak'izany ny fihavian'ny Zanak'Olona Azo atao fehezanteny misaraka io. DH: "azy rehetra. Dia ho toy izany ihany koa rehefa miverina ny Zanak'Olona"