plt_tn/mat/24/37.md

16 lines
579 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Toy ny tamin'ny andron'i Noa, dia tahaka izany ihany koa ny fihavian'ny Zanak'Olona
"Amin'ny fotoana hahatongavan'ny Zanak'Olona, dia ho toy ny tamin'ny andron'i Noa izany."
# Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
# sambo fiara, ary tsy nahafantatra na inona na inona izy ireo
Azo atao fehezanteny misaraka io. DH: "sambo fiara. Ary tsy tonga saina ireo olona fa nisy zavatra nitranga"
# azy rehetra- dia tahak'izany ny fihavian'ny Zanak'Olona
Azo atao fehezanteny misaraka io. DH: "azy rehetra. Dia ho toy izany ihany koa rehefa miverina ny Zanak'Olona"