plt_tn/mat/24/32.md

329 B

efa akaiky Izy

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. DH: "efa akaiky ny andro ahatongavako''

eo amin'ireo vavahady mihitsy

"akaikin'ny vavahady." Mampiasa kisarisarina mpanjaka na olo-mana-kaja manakaiky ny vavahadin'ny tanàna mimanda i Jesosy. Io dia sarin-teny izay midika fa efa akaiky ny fotoana hiavian'i Jesosy.