forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
329 B
Markdown
8 lines
329 B
Markdown
|
# efa akaiky Izy
|
||
|
|
||
|
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. DH: "efa akaiky ny andro ahatongavako''
|
||
|
|
||
|
# eo amin'ireo vavahady mihitsy
|
||
|
|
||
|
"akaikin'ny vavahady." Mampiasa kisarisarina mpanjaka na olo-mana-kaja manakaiky ny vavahadin'ny tanàna mimanda i Jesosy. Io dia sarin-teny izay midika fa efa akaiky ny fotoana hiavian'i Jesosy.
|