# efa akaiky Izy Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. DH: "efa akaiky ny andro ahatongavako'' # eo amin'ireo vavahady mihitsy "akaikin'ny vavahady." Mampiasa kisarisarina mpanjaka na olo-mana-kaja manakaiky ny vavahadin'ny tanĂ na mimanda i Jesosy. Io dia sarin-teny izay midika fa efa akaiky ny fotoana hiavian'i Jesosy.