plt_tn/mat/24/23.md

16 lines
461 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'ireo mpianany i Jesosy.
# aza mino izany
"aza mino ireo zavatra diso izay lazain'izy ireo aminareo"
# mba hamitaka
Fomba fiteny io. DH: "mab hahatonga ny olona tsy hankatoa an'Andriamanitra"
# hamitaka, raha azo atao, eny fa na ireo olom-boafidy aza
Azo adika ho fehezanteny misaraka io. DH: "hamitaka. Raha azo atao, dia hahatonga ireo voafidy tsy hankatoa an'Andriamanitra mihitsy aza izy ireo"