# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'ireo mpianany i Jesosy. # aza mino izany "aza mino ireo zavatra diso izay lazain'izy ireo aminareo" # mba hamitaka Fomba fiteny io. DH: "mab hahatonga ny olona tsy hankatoa an'Andriamanitra" # hamitaka, raha azo atao, eny fa na ireo olom-boafidy aza Azo adika ho fehezanteny misaraka io. DH: "hamitaka. Raha azo atao, dia hahatonga ireo voafidy tsy hankatoa an'Andriamanitra mihitsy aza izy ireo"