plt_tn/mat/24/23.md

461 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'ireo mpianany i Jesosy.

aza mino izany

"aza mino ireo zavatra diso izay lazain'izy ireo aminareo"

mba hamitaka

Fomba fiteny io. DH: "mab hahatonga ny olona tsy hankatoa an'Andriamanitra"

hamitaka, raha azo atao, eny fa na ireo olom-boafidy aza

Azo adika ho fehezanteny misaraka io. DH: "hamitaka. Raha azo atao, dia hahatonga ireo voafidy tsy hankatoa an'Andriamanitra mihitsy aza izy ireo"