plt_tn/mat/24/03.md

568 B

Inona no famantarana ny fahatongavanao sy ny fara-andro?

Eto ny hoe "fahatongavanao" dia ilazana ny fiverenan'i Jesosy amin'ny hery, hametraka ny fiandrianan'Andriamanitra eto an-tany ary hanapitra izao andro izao.

Mitandrema mba tsy hisy hamitaka anareo

"Mitandrema mba tsy hino an'iza na iza izay mandainga aminareo momba ireo zavatra ireo"

maro ny ho avy amin'ny anarako

Eto ny "anarako" dia ilazana ny hoe "amin'ny fahefana" na hoe "ho mpisolo-tena'' ny olona iray. DH: "maro ireo hilaza fa tonga amin'ny ho mpisolo-tenako" na "maro ireo hiteny ho Ahy"