plt_tn/mat/24/03.md

12 lines
568 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Inona no famantarana ny fahatongavanao sy ny fara-andro?
Eto ny hoe "fahatongavanao" dia ilazana ny fiverenan'i Jesosy amin'ny hery, hametraka ny fiandrianan'Andriamanitra eto an-tany ary hanapitra izao andro izao.
# Mitandrema mba tsy hisy hamitaka anareo
"Mitandrema mba tsy hino an'iza na iza izay mandainga aminareo momba ireo zavatra ireo"
# maro ny ho avy amin'ny anarako
Eto ny "anarako" dia ilazana ny hoe "amin'ny fahefana" na hoe "ho mpisolo-tena'' ny olona iray. DH: "maro ireo hilaza fa tonga amin'ny ho mpisolo-tenako" na "maro ireo hiteny ho Ahy"