# Inona no famantarana ny fahatongavanao sy ny fara-andro? Eto ny hoe "fahatongavanao" dia ilazana ny fiverenan'i Jesosy amin'ny hery, hametraka ny fiandrianan'Andriamanitra eto an-tany ary hanapitra izao andro izao. # Mitandrema mba tsy hisy hamitaka anareo "Mitandrema mba tsy hino an'iza na iza izay mandainga aminareo momba ireo zavatra ireo" # maro ny ho avy amin'ny anarako Eto ny "anarako" dia ilazana ny hoe "amin'ny fahefana" na hoe "ho mpisolo-tena'' ny olona iray. DH: "maro ireo hilaza fa tonga amin'ny ho mpisolo-tenako" na "maro ireo hiteny ho Ahy"