plt_tn/mat/23/37.md

40 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mitomany an'ireo olon'i Jerosalema i Jesosy satria lavin'izy ireo ny mpitondra hafatra rehetra izay irahin'Andriamanitra amin'izy ireo.
# Ry Jerosalema, ry Jerosalema
Jesosy dia miresaka amin'ireo vahoakan'i Jerosalema toy ny hoe ilay tanàna mihitsy izy ireo.
# izay irahina ho aminao
Azo atao hoe DH: "ireo izay irahin'Andriamanitra"
# zanakao
Ataon'i Jesosy toy ny hoe vehivavy i Jerosalema ary ny vahoaka no zanany. DH: "ny vahoakanao" na "ireo mponinao"
# tahaka ny akoho vavy iray manangona ny akoho kely ao ambany elany
Io dia fampitahana izay mananamafy ny fitiavan'i Jesosy ireo olona sy ny fitiavany te hikarakara azy ireo.
# akoho vavy
Azonao andikana azy avokoa ireo biby izay miaro ireo zanany ao ambany elany.
# ny tranonareo no avela ho lao ho anareo
"Ho avelan'Andriamanitra ny tranonareo, ary ho foana izay"
# ny tranonareo
Ireo mety ho heviny dia 1) "ny tanànan'i Jerosalema"na 2) "ny tempoly"
# lazaiko aminareo
Manamafy izay lazain'i Jesosy manaraka io.
# Isaorana anie izay avy amin'ny anaran'ny Tompo
Eto ny hoe "amin'ny anaran'ny" dia midika hoe "amin'ny herin'ny" na "amin'ny maha mpisolo-tena." DH: "Isaorana Izy izay tonga amin'ny herin'ny Tompo" na "Hisarorana anie Izy izay tonga ho mpisolo-tenan'ny Tompo." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 21:19.