plt_tn/mat/23/29.md

402 B

olo-marina

Ny mpamaritra anarana dia azo adika ho mpamari-toetra. DH: "ireo olona izay marina"

tsy ho nandray anjara niaraka tamin'izy ireo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminany isika

"tsy ho niaraka tamin'ireny isika"

fandatsahana ny ràn'ny

Eto ny "rà dia ilazana ny aina. Ny mandatsa-drà dia midika hoe mamono. DH: "mamono"

zanak'ireo

Eto ny "zanaka" dia midika hoe "taranaka"