plt_tn/mat/23/29.md

16 lines
402 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# olo-marina
Ny mpamaritra anarana dia azo adika ho mpamari-toetra. DH: "ireo olona izay marina"
# tsy ho nandray anjara niaraka tamin'izy ireo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminany isika
"tsy ho niaraka tamin'ireny isika"
# fandatsahana ny ràn'ny
Eto ny "rà dia ilazana ny aina. Ny mandatsa-drà dia midika hoe mamono. DH: "mamono"
# zanak'ireo
Eto ny "zanaka" dia midika hoe "taranaka"