# olo-marina Ny mpamaritra anarana dia azo adika ho mpamari-toetra. DH: "ireo olona izay marina" # tsy ho nandray anjara niaraka tamin'izy ireo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminany isika "tsy ho niaraka tamin'ireny isika" # fandatsahana ny ràn'ny Eto ny "rà dia ilazana ny aina. Ny mandatsa-drà dia midika hoe mamono. DH: "mamono" # zanak'ireo Eto ny "zanaka" dia midika hoe "taranaka"