plt_tn/mat/23/25.md

863 B

Loza ho anareo

"Loza mahatsiravina ho anareo!" Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 11:20.

Fa diovinareo ny ivelan'ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatiny dia feno fitsiriritana sy fahononana

Io dia sarin-teny izay midika hoe miseho ho madio eny ivelany ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo, saingy ao anatin'izy ireo dia ratsy fanahy izy ireo.

feno fitsiriritana sy filana

"mitady izay ananan'ny hafa izy ireo, ary miasa ho an'ny tombotsoan'ny tenany ihany"

Ianareo ry fariseo jamba

Jamba ara-panahy ireo mpitarika Jiosy. Na dia nihevi-tena ho mpampianatra aza izy ireo, dia tsy afaka nahatakatra ny fahamarinan'Andriamanitra.

Diovy aloha ny ao anatin'ny kapoaka sy ny lovia, mba ho lasa madio ihany koa ny ivelany

Io dia sarin-teny izay midika fa raha tonga madio ao anaty izy ireo, dia ho lasa madio ivelany ihany koa vokatr'izany.