plt_tn/mat/22/20.md

548 B

tamin'izy ireo

Manondro ireo Herodiana sy ireo mpianatr'ireo Fariseo ny hoe "izy ireo'' eto.

An'iza ity sary sy anarana ity?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampisaina tsara ireo olona ny amin'izay lazainy. DH: "Lazao Amiko hoe sarin'iza sy anaran'iza no hitanareo eto amin'ity vola vy ity"

An'i Kaisara

Azonao atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "Misy sary sy anaran'i Kaisara eo amin'ny vola vy"

izay an'i Kaisara

"ireo zavatra izay an'i Kaisara"

izay an'Andriamanitra

"ireo zavatra izay an'Andriamanitra"