# tamin'izy ireo Manondro ireo Herodiana sy ireo mpianatr'ireo Fariseo ny hoe "izy ireo'' eto. # An'iza ity sary sy anarana ity? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampisaina tsara ireo olona ny amin'izay lazainy. DH: "Lazao Amiko hoe sarin'iza sy anaran'iza no hitanareo eto amin'ity vola vy ity" # An'i Kaisara Azonao atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "Misy sary sy anaran'i Kaisara eo amin'ny vola vy" # izay an'i Kaisara "ireo zavatra izay an'i Kaisara" # izay an'Andriamanitra "ireo zavatra izay an'Andriamanitra"