plt_tn/mat/22/20.md

20 lines
548 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# tamin'izy ireo
Manondro ireo Herodiana sy ireo mpianatr'ireo Fariseo ny hoe "izy ireo'' eto.
# An'iza ity sary sy anarana ity?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampisaina tsara ireo olona ny amin'izay lazainy. DH: "Lazao Amiko hoe sarin'iza sy anaran'iza no hitanareo eto amin'ity vola vy ity"
# An'i Kaisara
Azonao atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "Misy sary sy anaran'i Kaisara eo amin'ny vola vy"
# izay an'i Kaisara
"ireo zavatra izay an'i Kaisara"
# izay an'Andriamanitra
"ireo zavatra izay an'Andriamanitra"