plt_tn/mat/22/18.md

318 B

Nahoana no mitsapa Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy?

Mampisa fanontaniana i Jesosy mba hibedesana ireo izy nitetika ny hamandrika Azy. DH: "Aza mitsapa Ahy, ry mpihatsaravelatsihy!" na "Fanatro fa mitetika ny hitsapa Ahy ianareo ry mpihatsaravelatsihy!"

denaria

Vola Romana izay mitentina karama iray andro.