plt_tn/mat/22/18.md

8 lines
318 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Nahoana no mitsapa Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy?
Mampisa fanontaniana i Jesosy mba hibedesana ireo izy nitetika ny hamandrika Azy. DH: "Aza mitsapa Ahy, ry mpihatsaravelatsihy!" na "Fanatro fa mitetika ny hitsapa Ahy ianareo ry mpihatsaravelatsihy!"
# denaria
Vola Romana izay mitentina karama iray andro.