# Nahoana no mitsapa Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy? Mampisa fanontaniana i Jesosy mba hibedesana ireo izy nitetika ny hamandrika Azy. DH: "Aza mitsapa Ahy, ry mpihatsaravelatsihy!" na "Fanatro fa mitetika ny hitsapa Ahy ianareo ry mpihatsaravelatsihy!" # denaria Vola Romana izay mitentina karama iray andro.