plt_tn/mat/22/13.md

702 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ny fanoharany mombany lanona-mpampakarana i Jesosy.

Fehezo ny tanana sy ny tongotr'ity lehilahy ity

"Fatory izy mba tsy ho afaka hihetsika ny tanany sy ny tongony"

any amin'ny maizina any ivelany izy

Io teny io dia ilazana ny anjaran'ireo izay mandà an'Andriamanitra mandrakizay. DH: "ilay toerana maizina lavitra an'Andriamanitra." Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 8:11.

fitomaniana sy fikitroha-nify

Maneho alahelo sy fahoriana lehibe izany. Jereo ny fomba nandikanoa izany ao amin'ny 8:11.

Fa olona maro nantsoina, nefa vitsy no ho voafidy

Azo adika hoe DH: "Fa manasa olona maro Andriamanitra, saingy vitsy ihany no fidiany"