plt_tn/mat/22/13.md

20 lines
702 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ny fanoharany mombany lanona-mpampakarana i Jesosy.
# Fehezo ny tanana sy ny tongotr'ity lehilahy ity
"Fatory izy mba tsy ho afaka hihetsika ny tanany sy ny tongony"
# any amin'ny maizina any ivelany izy
Io teny io dia ilazana ny anjaran'ireo izay mandà an'Andriamanitra mandrakizay. DH: "ilay toerana maizina lavitra an'Andriamanitra." Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 8:11.
# fitomaniana sy fikitroha-nify
Maneho alahelo sy fahoriana lehibe izany. Jereo ny fomba nandikanoa izany ao amin'ny 8:11.
# Fa olona maro nantsoina, nefa vitsy no ho voafidy
Azo adika hoe DH: "Fa manasa olona maro Andriamanitra, saingy vitsy ihany no fidiany"