# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny fanoharany mombany lanona-mpampakarana i Jesosy. # Fehezo ny tanana sy ny tongotr'ity lehilahy ity "Fatory izy mba tsy ho afaka hihetsika ny tanany sy ny tongony" # any amin'ny maizina any ivelany izy Io teny io dia ilazana ny anjaran'ireo izay mandà an'Andriamanitra mandrakizay. DH: "ilay toerana maizina lavitra an'Andriamanitra." Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 8:11. # fitomaniana sy fikitroha-nify Maneho alahelo sy fahoriana lehibe izany. Jereo ny fomba nandikanoa izany ao amin'ny 8:11. # Fa olona maro nantsoina, nefa vitsy no ho voafidy Azo adika hoe DH: "Fa manasa olona maro Andriamanitra, saingy vitsy ihany no fidiany"