plt_tn/mat/22/04.md

20 lines
581 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
# mpanompony hafa indray ny mpanjaka, manao hoe: 'Ilazao ireo izay nasaina
Azo atao hoe DH: "mpanompony, nanome baiko azy ireo mba hilaza amin'ireo nasaina"
# Jereo
"Henoy" na "Tandremo tsara ny zavatra ho lzaiko aminareo"
# Efa novonoina ny omby sy ny zanak'omby mifahiko
Ny hevitr'izany dia hoe masaka sy vonona ireo biby. DH: ''Novonoin'ireo mpanompoko ary nandrahoiny ny omby sy ny zanak'omby mifahiko"
# ny omby sy ny zanak'omby mifahiko
"Ny omby sy zanak'ombiko tsara indrindra izay azo hanina"