plt_tn/mat/22/04.md

581 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana i Jesosy.

mpanompony hafa indray ny mpanjaka, manao hoe: 'Ilazao ireo izay nasaina

Azo atao hoe DH: "mpanompony, nanome baiko azy ireo mba hilaza amin'ireo nasaina"

Jereo

"Henoy" na "Tandremo tsara ny zavatra ho lzaiko aminareo"

Efa novonoina ny omby sy ny zanak'omby mifahiko

Ny hevitr'izany dia hoe masaka sy vonona ireo biby. DH: ''Novonoin'ireo mpanompoko ary nandrahoiny ny omby sy ny zanak'omby mifahiko"

ny omby sy ny zanak'omby mifahiko

"Ny omby sy zanak'ombiko tsara indrindra izay azo hanina"